4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hitory fiderana - Chorale Antsan'ny Zava-boaary

Aoka ny vavako(3)

Hitory fiderana an’Andriamanitra

Ary ny olon-drehetra(3)

Hisaotra ny anarany



Satriko ny midera

Amin’ny andro iainako

Satriko ny mihira

Ho an’Andriamanitra

   Izy nahary antsika

   Hiantsan’ny zava-Boaary



Manome ny mahantra

Sy ireo tsy manana

Mampahiratra ny jamba

Mankahery ireo mamoy fo

   Izy mitsinjo antsika

   Tia sy miaro lalndava

Partager hitory fiderana

Commenter hitory fiderana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Chorale Antsan'ny Zava-boaary